a
FandraisanaFahasalamanaFARITRA DIANA : MIRONGATRA NY ARETINA MAHAZO NY OMBY

FARITRA DIANA : MIRONGATRA NY ARETINA MAHAZO NY OMBY

FARITRA DIANA : MIRONGATRA NY ARETINA MAHAZO NY OMBY

Manodidina ny 469 ny omby efa tratran’ity aretina hafahafa voalaza fa avy amin’ny kaikitrin’ny moka ity ao amin’ny faritra Diana ‚ ny Distrikan’i Antsiranana II sy Ambanja ary Nosy Be no tena ahitana azy ary miisa 17 ny omby efa matin’ity aretina ity hatreto araka ny loharanom-baovao.

Misy milaza fa mifindra amin’olona io aretina io ‚ tahaka izao hita amin’ny sary izao ny fisehony araka ny loharanom-baovao saingy nilaza ny tompon’andraikitra eo anivon’ny ministeran’ny fiompiana fa tsy misy atahorana ny hen’omby ary tsy atahorana ny fifindrany amin’olona ‚ ny fahatarany fandraisana andraikitra no nahafaty ireo biby fiompy ireo.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment