a
FandraisanaPolitikaBEN’NY TANÀNA HAINGO NAMBININA : NOTENDRENA HO GOVERNORA AO AMORON’I MANIA

BEN’NY TANÀNA HAINGO NAMBININA : NOTENDRENA HO GOVERNORA AO AMORON’I MANIA

BEN’NY TANÀNA HAINGO NAMBININA : NOTENDRENA HO GOVERNORA AO AMORON’I MANIA

 Nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra omaly 22 Febroary 2023 no nanendrena an-dRamatoa Haingo Nambinina ho Governoran’ny Faritra Amoron’i Mania.

Ben’ny tanàna amperinasa‚ voafidy tao Ambositra izy ‚ miasa sy mitsinjo ary akaiky vahoaka hatrany izy amin’iny faritra iny ‚ porofon’izany ny fandraisana an-tànana ny fikarakarana an-dRamatoa SERA tao Alakamisy Ambositra ‚ olona sahirana ‚ efa feno olitra ny vatany ary hao ny volony . Norain-dRamatoa Haingo Nambinina ny fanadiovana azy sy fandefasana azy mody any amin’ny tanàna nihaviany ao Ambohimahasoa . Nohetezina ny volony feno hao ‚ nasaina niseky ary nomena lamba vaovao ho soloina izy.

BEN’NY TANÀNA HAINGO NAMBININA : NOTENDRENA HO GOVERNORA AO AMORON’I MANIA

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment