a
FandraisanaVaovaom-paritraVOASAMBOTRA VELONA ILAY VOAY TAO AMIN’NY RANO MAMPIKONY

VOASAMBOTRA VELONA ILAY VOAY TAO AMIN’NY RANO MAMPIKONY

VOASAMBOTRA VELONA ILAY VOAY TAO AMIN’NY RANO MAMPIKONY

 Vehivavy iray namitana teo amoron-drano Mampikony no fantatra fa matin’ny voay herinandro lasa izay . Voatery nanafatra mponina avy ao Antanandava ‚ toerana izay misy mpivarotra mena-boay ‚ ary manana traikefa amin’ny fisamborana voay ihany koa ka izao nahitam-bokany izao.

Voay velona no azo sy voasambotra androany ary atao amin’ny fanaovana azy raha ny fanazavana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment