RIVO-DOZA FREDDY : NANIMBA FOTODRAFITRASA MARO TAO MANANJARY
Fotodrafitrasa maro no potika sy simba ao Mananjary raha nandalovan’ny rivo-doza Freddy alina ‚ kianja manarapenitra ‚ sekoly ‚ tranon’olon-tsotra maro ‚ eny hatramin’ny sekoly nandraisana ireo traboina aza dia nataon’i Freddy nahita faisana.
Aman’alina ireo traboina raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana.