a
FandraisanaFampianaranaMINISITRA MICHELLE MARIE : ADIDY FA TSY SAFIDY NY MANAJA NY SAINAM-PIRENENA

MINISITRA MICHELLE MARIE : ADIDY FA TSY SAFIDY NY MANAJA NY SAINAM-PIRENENA

MINISITRA MICHELLE MARIE : ADIDY FA TSY SAFIDY NY MANAJA NY SAINAM-PIRENENA

Adidy ny manaja ny sainam-pirenena fa tsy safidy . Tsy maintsy manaraka ny fitsipika mifehy ny rafitra iray ianao rehefa misafidy malalaka ny hiditra ao anatiny. Tafiditra ao anatin’izany ireo sekoly. Tsy tokony misy adihevitra mahakasika an’izany.hoy ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena ‚ Marie Michelle Sahondrarimalala raha nivoaka tamin’ny fahanginany ‚ taorian’ny fitokonan’ireo mpianatra miisa 05 milaza azy ho mpivavaka ka mandà tsy hanaja ny sainam-pirenena sy hanao hiram-pirenena eny anivon’ny sekoly.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment