KOLONELY GERVAIS DAMASY : VOATENDRY HO TALE JENERALIN’NY ACM
Notendrena ho tale jeneralin’ny Aviation Civile de Madagascar (ACM) nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra omaly 15 Febroary 2023 ny kolonely Gervais Damasy .
Ny traikefa sy ny fahamatorana ananany no heverina ho nanosika ny fitondram-panjakana nametraka fahatokisana taminy ka mirary azy hahavita be amin’ny adidy izay hiantsorohany.