a
FandraisanaNon classé407 IN LOVE – LANONAM-PITIAVANA TAO AMIN’NY HÔTEL MEVA ANTSOHIHY

407 IN LOVE – LANONAM-PITIAVANA TAO AMIN’NY HÔTEL MEVA ANTSOHIHY

407 IN LOVE – LANONAM-PITIAVANA TAO AMIN’NY HÔTEL MEVA ANTSOHIHY

Tao amin’ny Hôtel Meva no nifamotoana ireo mpifankatia omaly 14 Febroary 2023 ‚ namonjy CABARET 407 IN LOVE izay nafanain’i SANJILA sy LIANE ‚ miaraka amin’ireo ekipany ‚ tanora Mpanakanto an-tanàna.
Nilamina ny fiarahana ary hita fa manan-talenta tokoa ireto tanora ireto.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment