a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaSEHO TALENTA HOAN’NY TANORA – MAMPIKONY

SEHO TALENTA HOAN’NY TANORA – MAMPIKONY

SEHO TALENTA HOAN’NY TANORA – MAMPIKONY

Hifarana ny Alakamisy 16 Febroary 2023 izao ny fahafahana misoratra anarana hoan’ireo tanora manan – talenta : sary sikotra ‚ sary hoso-doko ‚ hira ‚ dihy …. ao Mampikony.

Ny sabotsy 18 Febroary 2023 izao kosa no hanatanterahana ny fifaninanana ao amin’ny TRANOMPOKONOLONA Mampikony.
2000Ar ny saram-pandraisana anjara hoantsika izay hijery ny “ SEHO TALENTA ” ary asaina isika rehetra ‚ samy ho tonga sy hiala sasatra amin’io fotoana io.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment