a
FandraisanaPolitikaMARC RAVALOMANANA : TSY HISY NY FIHODINANA FAHAROA AMIN’NY FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA

MARC RAVALOMANANA : TSY HISY NY FIHODINANA FAHAROA AMIN’NY FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA

MARC RAVALOMANANA : TSY HISY NY FIHODINANA FAHAROA AMIN’NY FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA

 Mahantra isika izao fa ho foana tsy ho ela izany ‚ ho foana ihany koa ny dahalo izay mampahory atsika fa manana fanantenana ‚ hoy ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ‚ nampanantena ireo mpomba azy tao Alasora Avaradrano ny sabotsy 11 Febroary 2023 teo fa hanome vary sy loka.

Ity farany moa nilaza fa tsy hisy ny fihodinana faharoa ary nanentana ny rehetra samy hisoratra anarana ao anaty lisi-pifidianana ary mbola manantena fandresena amin’ny fifidianana izay ho avy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment