a
FandraisanaFambolena sy fiompinaBEN’NY TANÀNA TALENTINO : NIAKATRA AN-TANÀNA NY MASANTOKO NOHO NY FAHAPOTEHANY ATIALA

BEN’NY TANÀNA TALENTINO : NIAKATRA AN-TANÀNA NY MASANTOKO NOHO NY FAHAPOTEHANY ATIALA

BEN’NY TANÀNA TALENTINO : NIAKATRA AN-TANÀNA NY MASANTOKO NOHO NY FAHAPOTEHANY ATIALA

 Any anaty ala no hitoerany masantoko fa izy amin’izao efa makatra an-tanàna noho ny fahapotehany atiala izy ireny ‚ hitantsika amin’ny sekoly ireny fa feno ambalavelona ( njarinintsy ) . Efa tsy misy atiala hitoerany masantoko intsony izao ka izany no mahatonga azy miakatra an-tanàna . Noho izany ‚ ndeha ho karakaraintsika ny atiala amin’izay miverina any ireo masantoko ireo . Tsy mety ny mamono ala fa mamboly ala ‚ mamelona aina ‚ hoy ny Ben’ny tanàna Talentino ‚ voafidy tao Analalava raha nanentana ny olona rehetra hamboly ala ary hiaro sy hanaja ary hikarakara ny atiala.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment