a
FandraisanaFambolena sy fiompinaANALALAVA : ZANA-KAZO 5000 NAVOLY TAO OVARIBE

ANALALAVA : ZANA-KAZO 5000 NAVOLY TAO OVARIBE

ANALALAVA : ZANA-KAZO 5000 NAVOLY TAO OVARIBE

 Tontosa omaly sabotsy 11 Febroary 2023 ny hetsika fambolen-kazo niraisan’ny hery velona rehetra tao Analalava . Nitarika ny hetsika ifotony ny lehiben’ny Distrika sy ireo tompon’andraikitra lehiben’ny sampandraharaha ary ny vahoaka maro notarihin’ny Ben’ny tanàna sy filihan’ny vondrona iraisan’ny tanora ( Plateforme des Jeunes Analalava ).

Zana-kazo 5000 no vita voly tamin’ny omaly ‚ fanombohana ihany ity hetsika omaly ity fa hitohy ny hetsika isam-pikambanana ‚ sampandraharaha miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana ho fandraisana anjara amin’ny famerena an’i Madagasikara ho rakotra ala maitso.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment