RIJADE SY NY ZANANY VAVY : ANY EGYPTE ‚ MIALA SASATRA
Marina fa tsy maintsy miasa fa ilaina ihany koa ny fiarahana amin’ny fianakaviana ‚ ny ankohonana ary ny fialantsasatra . Voarakitra ao amin’ny fanambarana iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona andininy faha-24 rahateo ‚ fa manan-jo hiala sasatra sy hiala voly ny olon-dehetra.
![☀️](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t6d/1/16/2600.png)
![🥰](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/tea/1/16/1f970.png)