AMBATOBOENY : VARY AMIN’NY GONY SY KOJAKOJA MAROLOKO NO NATOLOTRA VAHOAKA TRA-BOINA
Anisan’ireo Distrika lasibatry ny rivo-doza cheneso ny ao Ambatoboeny ‚ Faritra Boeny . Nitsidika ny vahoaka tany ny Filoha Andry Rajoelina omaly 11 Febroary 2023 ary nanolotra vary amin’ny gony ‚ lamba ‚ vilany sy ireo kojakoja maroloko hoan’ireo vahoaka traboina.
Sahirana ny vahoaka ary mahonena ny mahita azy ‚ faniriana ny hahatongavan’ireo fanomezana isain-tokantrano ‚ tsy hanjakany zara-vilana.