a
FandraisanaPolitikaFILOHA ANDRY RAJOELINA : MITOHY NY FIZARANA MOTO HOAN’NY BEN’NY TANÀNA AO MAHAJANGA

FILOHA ANDRY RAJOELINA : MITOHY NY FIZARANA MOTO HOAN’NY BEN’NY TANÀNA AO MAHAJANGA

FILOHA ANDRY RAJOELINA : MITOHY NY FIZARANA MOTO HOAN’NY BEN’NY TANÀNA AO MAHAJANGA

Raha tsy misy ny fihovana dia hitohy ao amin’ny renivohitrin’ny faritra Boeny ao Mahajanga ny fizarana moto hoan’ny Ben’ny tanàna androany 11 Febroary 2023 ‚ 09 volana mialohan’ny fifidianana ‚ 07 volana mialohan’ny fahataperan’ny fitoam-pitondrasan’ny filoha Andry Rajoelina.

Tsiahivina fa 09 Novambra 2023 izao ny fotoana hanatanterahana ny fifidianana fihodinana voalohany raha tsy misy fihovana ‚ araka ny vinan-tetiandrom-pifidianana navoakan’ny CENI omaly 10 Febroary 2023 ‚ tsy maintsy mametra-pialana amin’ny septambra 2023 izao araka izany ny Filoha Andry Rajoelina ‚ raha mbola maniry ho kandida ho Filoham-pirenena.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment