a
FandraisanaToekarenaFILOHA ANDRY RAJOELINA : TAZONINA HO 250 DOLARA NY VIDIN’NY LAVANILA EFA VOAHOMANA

FILOHA ANDRY RAJOELINA : TAZONINA HO 250 DOLARA NY VIDIN’NY LAVANILA EFA VOAHOMANA

FILOHA ANDRY RAJOELINA : TAZONINA HO 250 DOLARA NY VIDIN’NY LAVANILA EFA VOAHOMANA

Nanome toky ny fitondram-panjakana izay tarihiny filoha Andry Rajoelina fa ho hentitra amin’ny fitazonana ny vidin’ny lavanila efa voahomana ho 250 dolara . Omaly 09 Febroary no nihaona tamin’ireo mpisehatra amin’ny lavanila izy sy ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta . Nambarany Filoha fa misokatra hatrany amin’ny fifampiresahana hitadiavam-bahaolana ary fampivoarana ity sehatra ity ny fitondram-panjakana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment