a
FandraisanaSosialyFIVASOF : NANKAHERY SY NIARAHABA AN’I Mme ASSIMINE NY FILOHAM-BONINAHITRY NY FIKAMBANANA

FIVASOF : NANKAHERY SY NIARAHABA AN’I Mme ASSIMINE NY FILOHAM-BONINAHITRY NY FIKAMBANANA

FIVASOF : NANKAHERY SY NIARAHABA AN’I Mme ASSIMINE NY FILOHAM-BONINAHITRY NY FIKAMBANANA

Tsy nanadino fa nahatsiaro ary tonga niarahaba ny filoham-boninahitry ny fikambanana ‚ Ramatoa Assimine amin’izao taom-baovao izao ny mpikambana sy mpitarika ny Fikambanana Vaiavy Sofia ( Fi.Va.Sof ) ao Mahajanga ny zoma 03 Febroary 2023 teo . Ankoatrany fiarabana azy tratry ny taom-baovao ‚ nitondra teny fankaherezana ho azy ireto vaiavin’ny Sofia ireto ‚ manoloana ny zavatra nandalo taminy volana vitsy lasa izay.

Tazana teny nanontrona ireo FIVASOF ny filohan’ny Zanaka Sofia Miray ao Mahajanga ‚ nandritra ny fihaonana no nanamafisana fa tokony hifantohana amin’ny fifankatiavana ‚ fanamasinana orina ny firaisankina eo amin’ny samy zanaka Sofia ‚ mba ho hery afaka hisedra izay mafy mety hitranga aterak’izao fotoan-tsarotra izao.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment