a
FandraisanaSosialyDREN SOFIA : RAIKITRA NY FIFAMPIARABANA TRATRIN’NY TAONA 2023 HOAN’NY SOSIALIN’NY MPIANDRAIKITRA

DREN SOFIA : RAIKITRA NY FIFAMPIARABANA TRATRIN’NY TAONA 2023 HOAN’NY SOSIALIN’NY MPIANDRAIKITRA

DREN SOFIA : RAIKITRA NY FIFAMPIARABANA TRATRIN’NY TAONA 2023 HOAN’NY SOSIALIN’NY MPIANDRAIKITRA

Nitarika ny lanonana ny filohan’ny sosialy eo anivon’ny fitaleavam-paritry ny fanabeazam-pirenena ato amin’ny Faritra Sofia ‚ Atoa Velontony Jean Noël sy ireo mpikambana mandrafitra ny birao . Tazana nanontrona sy nanome voninahitra ny fotoana ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenena ‚ Rakotovao Razafimandimby sy ny vady aman-janany.

Tanjona ny hanamafisana ny firaisankina eo amin’ny samy tompon’andraikitra eo anivon’ny fitaleavam-paritra ‚ mba ahafahana mantsara sy mampahomby ny paikady sy politika fanatsarana ny fanabeazana sy fampianarana ato amin’ny Faritra Sofia.

Nandritra ny lanonana no niarahabana ireo mpiaramiasa izay tera-bao ‚ nanolorana ny roampatsa ; Niarabana tamin’ny fomba mihaja sy nanolorana ny solom-bodiakoho hoan’ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenena izay nahatratra taom-baovao 2023.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment