a
FandraisanaVaovaom-paritraSTEPHANOT dit PASITERA MPAMAKY TRANO : TSY MIFIDY ZAVATRA ANGALARINA

STEPHANOT dit PASITERA MPAMAKY TRANO : TSY MIFIDY ZAVATRA ANGALARINA

STEPHANOT dit PASITERA MPAMAKY TRANO : TSY MIFIDY ZAVATRA ANGALARINA

 Henan’omby masaka anaty vilany sy manta tao anaty gony ‚ efa voatetitetika ‚ nafenina anaty lavaka sy anatin’ny lobolo ‚ miaraka amin’ny bisikleta indray no sarony zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Antsohihy ‚ tao Ambodimabibo ‚ fokontany Matsaboribe kaominina Ampandriankilandy omaly 29 Janoary 2023 ‚ nandritra ny fikarohana an’i Stephanot dit PASITERA mpamaky trano.

Tsy mbola tratra anefa i Stephano tamin’io fotoana io ary mitohy ny fikarohana azy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment