a
FandraisanaVaovaom-paritraANTSOHIHY : BIBILAVA AMPOLONY MARO NO HITA TAO NITANGORONA TAO AMIN’NY FOKONTANY AMBALABE EST

ANTSOHIHY : BIBILAVA AMPOLONY MARO NO HITA TAO NITANGORONA TAO AMIN’NY FOKONTANY AMBALABE EST

ANTSOHIHY : BIBILAVA AMPOLONY MARO NO HITA TAO NITANGORONA TAO AMIN’NY FOKONTANY AMBALABE EST

Bibilava ampolony maro no hita tao nitangorona tao amin’ny fokontany Ambalabe Est ‚ ambadikin’ny tambohon’ny fiangonana katolika amin’ny hilany avaratra ny maraina teo . Tsy nisy sahy nikitika ary efa nanomboka niparitaka nandritra ny fandalovana teny.
Nohezahina notakonana ny sary fandrao misy tsy mahazaka ary tsy nalefa eto ihany koa ny horanan-tsary voaray teny.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment