a
FandraisanaNon classéGOERGES RAKOTOSON – PDT CONSEIL MUNICIPAL MAHAJANGA : NINDAOSIM-PAHAFATESANA TAO PZAGA ANDROVA

GOERGES RAKOTOSON – PDT CONSEIL MUNICIPAL MAHAJANGA : NINDAOSIM-PAHAFATESANA TAO PZAGA ANDROVA

GOERGES RAKOTOSON – PDT CONSEIL MUNICIPAL MAHAJANGA : NINDAOSIM-PAHAFATESANA TAO PZAGA ANDROVA

 Efa niala nenina tamin’ny fitsaboana ‚ na ny ezaka rehetra ny mpitsabo saingy ilay Andriamanitra Andriananahary no mandahatra sady tompon’ny lahatra . Nindaosim-pahafatesana izao maraina ny 29 Janoary 2023 ‚ ny Filohan’ny filan-kevitra monisipaly ao Mahajanga ‚ Goerges RAKOTOSON . Ao Tsararano amin’ny tranony no itondrana ny nofo mangatsiakany raha ny fampitam-baovao voaray.

Mankahery sy mirary fiononana feno hoan’ny vahoakan’i Mahajanga ‚ ireo mpiaramiasa aminy ‚ ary indrindra ny fianakaviany rehetra.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment