a
FandraisanaFialambolyMADAGASCAR ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ 03 Vs 01 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฟ MOZAMBIQUE

MADAGASCAR ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ 03 Vs 01 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฟ MOZAMBIQUE

MADAGASCAR ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ 03 Vs 01 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฟ MOZAMBIQUE

Niondrika teo anatrehanโ€™ny Bareanโ€™i Madagasikara ny ekipam-pirenenโ€™i Mozambika isa mavesatra no nisarahana 03 noho 01 ka any aminโ€™ny dingana manasa-dalana indray ny fotoana manaraka.

Niara nirona sy nanohana ny ekipam-pirenena Malagasy ny Governoranโ€™ny Faritra Sofia sy ny Benโ€™ny tanร na voafidy teto Antsohihy โ€š izay nametraka ny ยซ รฉcran gรฉant ยป ho fanomezana fahafaham-po ny vahoaka teo aminโ€™ny Rond Point Antsohihy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment