MAHAJANGA : MARARY MAFY NY FILOHAN’NY FILAN-KEVITRA MONISIPALY
Volaza fa tsy nahatsiaro tena teo ampandrina izy omaly maraina ny Alakamisy 26 Janoary 2023 ‚ nohentina haingana namonjy toeram-pitsaboana ao amin’ny PZAGA Androva Mahajanga . AVC no voalaza ho nahazo ity Ray aman-dReny ao amin’ny tanànan’i Mahajanga ity ‚ raha ny fanazavana voaray.
Mbola ao anaty fitsaboana ary manao ezaka ny mpitsabo amin’izao ‚ Mirary fahasalamana sy fahasitranana haingana hoan’ny Filohan’ny filan-kevitra monisipaly ao amin’ny kaominina Ambonivohitry Mahajanga.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.