a
FandraisanaNon classéRN4 : NASIAM-PANAMBOARANA VONJIMAIKA NY EO AMIN’NY PK 378+00 ‚ CROISEMENT BEVILANY

RN4 : NASIAM-PANAMBOARANA VONJIMAIKA NY EO AMIN’NY PK 378+00 ‚ CROISEMENT BEVILANY

RN4 : NASIAM-PANAMBOARANA VONJIMAIKA NY EO AMIN’NY PK 378+00 ‚ CROISEMENT BEVILANY

 Vita ny asa fanamboaran-dalana vonjimaika notanterahina teo amin’ny PK 378+00 ‚ Croisement Bevilany izay tapaka nandritra ny andro maromaro . Efa niverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana amin’io ampahan-dalana io ary afaka mandeha ny fiara rehetra ‚ raha ny fanazavana nataony minisitera tompon’andraikitra.

Mitohy ny asa fanarenana ataon’ny Minisiteran’ny asa vaventy amin’ireo lalam-pirenena hafa izay simba sy tapaka ary potika noho ny rotsa-korana sy fandalovany rivo-doza Cheneso ‚ ho famahana ny olàny vahoaka.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment