MPANAKANTO BEMAMY FANDRAMA : NAMOY RENY NITERAKA AZY
Mankahery sy mirary fiononana feno hoan’ny Mpanakanto BEMAMY FANDRAMA sy ny fianakaviany izahay ato amin’ny pejy Aboaho Ankiaka amin’izao fahalasanany Reny niteraka azy ao Agnivorano avaratra ‚ Faritra Diana izao.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.