BEALANANA : POTIKA NY VOLY ‚ DIBO-DRANO
Dibo-drano ireo voly sy toerana iva ‚ kaominina Ambatoriha-Est ‚ Ambatosia ‚ Antsamaka ‚ Beandrarezona no tena voamafy . Potika ny voly ‚ sahirana ny biby fiompy araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.