TANETILAVA – RN6 : KAMIAO NIAMPITA ▪️LASAN’NY RANO
Efa teny ampovoany rano ity kamiao ity no tratran’ny rano mahery ka niala “ radier ” ary lasan-drano teo Tanetilava ‚ lalam-pirenena faha-06 ‚ androany 24 Janoary 2023 tokony ho tamin’ny 02 Ora tolakandro teo . Tsy nisy aina nafoy ‚ araka ny fampitam-baovao voaray.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.