RN4 : TAPAKA ‚ LASAN-DRANO NY LALANA AO AMIN’NY CROISEMENT ANJIAJIA
Tahaka izao hitantsika amin’ny sary izao ny zava-misy ao amin’ny 500 metatra tsy hidirana ny croisement Anjiajia ‚ kaominina Tsaramandroso ‚ lalam-pirenena faha-04.
Nihotsaka ary lasan-drano ny lalana ‚ tsy afaka miampita ny fiara ka voatery mijanona ‚ anisan’izany ny fiaran’ny Solombavambahoaka voafidy tao Mampikony izay nitondra razana avy tany Mahajanga ity?
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.