a
FandraisanaVaovaom-paritraMAMPIKONY : DIBO-DRANO NY TANÀNA IVA

MAMPIKONY : DIBO-DRANO NY TANÀNA IVA

MAMPIKONY : DIBO-DRANO NY TANÀNA IVA

 Mba ho fitsinjovana ny mpiarabelona manoloana ny rotsa-korana sy rano miakatra dia nandefa hiraka ‚ miaraka amin’ny fitaovana toy ny “ vedette rapide ‚ Gilet de sauvetage …” avy amin’ny BNGRC ‚ mba hanavotra olona ao Mampikony ny Governoran’ny Faritra Sofia.

Ahiana ny mbola hitohizany rotsa-korana sy andro ratsy ao Mampikony ‚ hatramin’ny farany herinandro izao.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment