DREN SOFIA : MIATO HATRAMIN’NY TALATA 24 JANOARY 2023 NY FAMPIANARANA
Nanamafy ny Talem-paritrin’ny fanabeazam-pirenena ‚ fa miato hatram’ny Talata 24 Janoary 2023 ny fampianarana ato amin’ny Faritra Sofia ‚ noraisina izany fanapahan-kevitra izany ho fitsinjovana ireo mpianatra amin’ny mety fiakarany rano sy ny loza maro samihafa ahiana aterakin’ny rotsa-korana fa indrindra any ambanivohitra manerana ny Faritra.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.