RN4 : 10 000AR MAMPITA FIAR
Tafakatra hatramin’ny 10 000Ar ny vola aloa raha manosika fiara vonoina motera ‚ hiampita eto amin’ny rano mahery izay manapaka ny lalana ao Tanambao Andralonava ‚ lalam-pirenena faha-04.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.