AMBALAMANASY ‚ ANDAPA : ZAZA ROA TAONA MATY NOHO NY FIAKARANY RANO
Sendra variana sy efa somebiseby tamin’ny fandaminana ny trano noho ny fiakarany rano iny ny Ray aman-dReniny no lavo tampoka tao anaty rano miakatra iny ity zazakely vao roa taona monja ‚ mipetraka ao Ambalamanasy II ‚ Distrikan’i Andapa Faritra Sava ity ‚ tsy nisy nahita raha tsy efa nofo mangatsiakany natsingevan’ny rano.
Mankahery sy mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana mana-manjo![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.