a
FandraisanaFambolena sy fiompinaSOFIA SY NY TONTOLO MAITSO : MATOTRA NY FIARAHAMISAN’NY DREDD SY IREO MPAMPIANATRA MPIKAROKA ETO MADAGASIKARA SY ANY IVELANY

SOFIA SY NY TONTOLO MAITSO : MATOTRA NY FIARAHAMISAN’NY DREDD SY IREO MPAMPIANATRA MPIKAROKA ETO MADAGASIKARA SY ANY IVELANY

SOFIA SY NY TONTOLO MAITSO : MATOTRA NY FIARAHAMISAN’NY DREDD SY IREO MPAMPIANATRA MPIKAROKA ETO MADAGASIKARA SY ANY IVELANY

Ho fampiroboroboana sy fanatsarana ny tontolo iainana ato amin’ny Faritra Sofia dia nomena lanja ny sehatry ny fikarohana ‚ miaramiasa matotra ny samy mpampianatra mpikaroka avy amin’ny Université Mahajanga sy ny avy amin’ny Naturkunde Museum Stuttgart Alemana ary ny DREDD Sofia.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment