MAHAJANGA : FIARA ROA NIFANDONA MAFY TAO AMBOROVY▪️MPAMILY IRAY TAPA-TONGOTRA
Nafy ny fifandonana nisy tamin’ny fiara manao BUS ( linge 8 ) iray sy fiara tsy mataho-dalana tamin’iny lalana Amborovy Mahajanga iny ka samy nipitika niala lalana izy roa . Efa amin’ny lalana hody ‚ tsy nisy mpandeha tao anatin’ilay Bus izao tra-doza izao ‚ ny lalana rahateo malama tratry ny orana omaly alina.
Tsy nisy ny aina nafoy fa naratra mafy ‚ Tapa-tongotra ilay mpamily nitondra Bus.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.