a
FandraisanaVaovaom-paritraSOFIA – BOENY : MANOMBOKA MANJAVONA IREO VY AROFANINA AMIN’NY TETEZANA MAHAJAMBA

SOFIA – BOENY : MANOMBOKA MANJAVONA IREO VY AROFANINA AMIN’NY TETEZANA MAHAJAMBA

SOFIA – BOENY : MANOMBOKA MANJAVONA IREO VY AROFANINA AMIN’NY TETEZANA MAHAJAMBA

 Ity renirano misy tetezana Mahajamba ity no mampisaraka ny Faritra Sofia sy ny Faritra Boeny ‚ ao Antsatramanera ‚ Mampikony no misy azy . Tsikaritra nandritra ny fandalovana teny fa manomboka simba ilay fotodrafitrasa ‚ tetezana matanjaka izay namboarina.

Kely sisa dia hanjavona tanteraka ity arofanina nampetraka mba tsy hisiany loza ity ‚ raha mitohy ny fangalarana vy ataon’ireo tsy mata-tody . Fanana iombonana ny tetezana ary miteraka fahasahiranana lalina ny fahasimbany ka tokony samy ho sarotony amin’ny fiarovana azy ny tsirairay na koa sahy hilaza amin’ny manampahefana raha mahita olona manimba izany.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment