a
FandraisanaVaovaom-paritraTOLIARA : NIVOAKA SY HITA IHANY ILAY ZAZAMENA VERY REHEFA NANAOVAN’NY FIANAKAVIANA FIHETSIKETSEHANA

TOLIARA : NIVOAKA SY HITA IHANY ILAY ZAZAMENA VERY REHEFA NANAOVAN’NY FIANAKAVIANA FIHETSIKETSEHANA

TOLIARA : NIVOAKA SY HITA IHANY ILAY ZAZAMENA VERY REHEFA NANAOVAN’NY FIANAKAVIANA FIHETSIKETSEHANA

 Tsy nanaiky hatramin’ny farany ary tonga hatramin’ny fanaovana tokolava ( loky bé ‚ fandokisana ) teo anoloan’ilay klinika nisy ilay tranga omaly arivan’ny 10 Janoary 2023 ary tsy niala teo mihitsy ny fianakaviany raha tsy nivoaka ilay Zaza.

Tokony ho tamin’ny 03 Ora maraina teo no tonga nanatitra ilay zaza teny amin’ny Reniny ny mpitandro filaminana ‚ salama tsara ilay raha ny fanazavana ‚ tompon’andraikitra miisa telo (03) tao amin’ilay toeram-pitsaboana kosa nohentin’ireo mpitandro filaminana atao famotorana momba ity tranga ity.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment