a
FandraisanaFialambolyTOETRANDRO : KELY NY FANAHINIANA NY RIVO-DOZA ‚ HAHAKASIKA NY FARITRA SOFIA

TOETRANDRO : KELY NY FANAHINIANA NY RIVO-DOZA ‚ HAHAKASIKA NY FARITRA SOFIA

TOETRANDRO : KELY NY FANAHINIANA NY RIVO-DOZA ‚ HAHAKASIKA NY FARITRA SOFIA

Tsy misy atahorana ary tsy HAHAKASIKA an’i Madagasikara ny rivo-doza amin’ny fizaram-bolana voalohany amin’ity taona 2023 ity ( 01 à 15 Janvier 2023 ).
Kely kosa ny fanahiniana ny hikasihan’ny rivo-doza ny Faritra Sofia amin’ny fizaram-bolana faharoa ( 16 à 31 Janvier 2023 ) raha ahiana ho voakasika ny Faritra Sava sy Analanjirofo.
Mankasitraka ny sampana mpamantatra ny toetrandro ato amin’ny Faritra Sofia ( Météo Sofia ) nizara ny mety ho toetrandro ato amin’ny Faritra sy eto Madagasikara☀️
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment