a
FandraisanaVaovaom-paritraSAMBAVA : NOFIRAIN’ILAY RAIM-PIANAKAVIANA TAMIN’NY ANTSY LAVA LELA NY VADINY KA TAPAKA VOZONA

SAMBAVA : NOFIRAIN’ILAY RAIM-PIANAKAVIANA TAMIN’NY ANTSY LAVA LELA NY VADINY KA TAPAKA VOZONA

SAMBAVA : NOFIRAIN’ILAY RAIM-PIANAKAVIANA TAMIN’NY ANTSY LAVA LELA NY VADINY KA TAPAKA VOZONA

Tsy mbola fantatra mazava izay tena olàna fa maty nofirain’ny vadiny tamin’ny antsy lava lela ( méso be ) ny vadiny izay Renin-janany mipetraka ao amin’ny fokontany Antanifotsy I-Bazar Sambava . Tsy niandry ela noho izany ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny polisim-pirenena ‚ tonga nisambotra ilay rangahy nahavanon-doza.

Efa eo ampelatanan’ny tompon’andraikitra ny raharaha ankehitriny . Ho entina any Amboangibe Bemarivo kosa ny nofo mangatsiakan-dRatompokovavy.
 Mankahery sy mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment