a
FandraisanaVaovaom-paritraSAMBAVA : RENIM-PIANAKAVIANA NITERAKA SAMPONA▪️TSY MISY SOFINA SY MIVONTO MIVARA-MENA NY MASONY MILA HIPOAKA ARY MANANA HERY HAFAHAFA ILAY ZAZA

SAMBAVA : RENIM-PIANAKAVIANA NITERAKA SAMPONA▪️TSY MISY SOFINA SY MIVONTO MIVARA-MENA NY MASONY MILA HIPOAKA ARY MANANA HERY HAFAHAFA ILAY ZAZA

SAMBAVA : RENIM-PIANAKAVIANA NITERAKA SAMPONA▪️TSY MISY SOFINA SY MIVONTO MIVARA-MENA NY MASONY MILA HIPOAKA ARY MANANA HERY HAFAHAFA ILAY ZAZA

Tranga hafakely sy tsy mbola fahita no niseho tao amin’ny CSB Benovotra Sambava omaly 06 Janoary 2023 . Renim-pianakaviana niteraka zaza sampona ‚ tsy misy sofina ‚ mivara-mena mivonto mila hipoaka ny masony ‚ hafahafa ny vatany izay miloko mavo-be na fondrana be ( jaune ).

Mitomany sahala amin’ny zaza-mena izy ny voalohany ‚ nitombo hery izy aveo ka namoaka feo hafahafa raha ny fitantaran’olona avy any an-toerana . Zanak’ilay Renim-pianakaviana fahatelo ity teraka ity ‚ roa amin’ireo zanany telo dia sampona avokoa ‚ misakafo tsara moa ilay zaza vao teraka ity ary ny “ du thé ” no tena tiany raha ny fanazavana hatrany.
Ny marainan’io ihany no nalefa nody ilay Renim-pianakaviana ‚ izay tsy mbola nazahoanay vaovao hatramin’izao.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment