a
FandraisanaSosialyANTSOHIHY : MIANTSO NY HERY VELONA REHETRA HIARA-HIENTANA AMIN’NY FANADIOVANA IRAISANA NY BEN’NY TANÀNA NASIRY ALI

ANTSOHIHY : MIANTSO NY HERY VELONA REHETRA HIARA-HIENTANA AMIN’NY FANADIOVANA IRAISANA NY BEN’NY TANÀNA NASIRY ALI

ANTSOHIHY : MIANTSO NY HERY VELONA REHETRA HIARA-HIENTANA AMIN’NY FANADIOVANA IRAISANA NY BEN’NY TANÀNA NASIRY ALI

 Ho famaranana ny taona 2022 sy ho fiatrehana ny taona 2023 dia miantso ny hery velona rehetra sy vahoaka tsy an-kanavaka rehetra eto Antsohihy ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali ‚ mba ho tonga hiara-hientana ho amin’ny hetsika fanadiovana iraisana ‚ rahampitso 30 Desambra 2022.

Eo amin’ny Rond Point misy tsangam-baton’ny filoha Philibert Tsiranana ny fotoana amin’ny 06 Ora maraina . Samia mitondra fitaovana fanadiovana avy ny isam-batan’olona mba ho fanamafisana ny firaisan-kina sy fanehoam-pitiavana ny tanàna fiaviana sy toerana honenana.
Ny fahadiovana no antoky ny fahasalamana ary ny fahasalamana no voalohan-kerena.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment