a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaMPANAKANTO MAMIBE : NANTSOIN’NY “ CYBERCRIMINALITÉ ” ANOSY

MPANAKANTO MAMIBE : NANTSOIN’NY “ CYBERCRIMINALITÉ ” ANOSY

MPANAKANTO MAMIBE : NANTSOIN’NY “ CYBERCRIMINALITÉ ” ANOSY

Tonga namaly antso natao azy ‚ teny amin’ny “Cybercriminalité” Anosy i Mamibe Artistes ny tolakandro teo . Tsy mbola fantatra ny antony niantsoana aza raha ny fampahafantarana nivoaka tao amin’ny kaontiny fa miahiahy kosa ny mpanara-baovao fa misy hifandraisany amin’ny fiparitahan’ilay horanan-tsary mirakitra ny fisian’ny rano miloko mangamanga tao an-tranony izany.Andrasana ny mety ho tohim-baovao…
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment