a
FandraisanaSosialyFIANGONANA ADVENTISTE AMBALAKIDA ANTSOHIHY : NITONDRA FANOMEZANA HOAN’IREO ZOKIOLONA MIPETRAKA MANODIDINA

FIANGONANA ADVENTISTE AMBALAKIDA ANTSOHIHY : NITONDRA FANOMEZANA HOAN’IREO ZOKIOLONA MIPETRAKA MANODIDINA

FIANGONANA ADVENTISTE AMBALAKIDA ANTSOHIHY : NITONDRA FANOMEZANA HOAN’IREO ZOKIOLONA MIPETRAKA MANODIDINA

 Tahaka ny mahazatra dia manatanteraka AFAFI ( Asa Fanasoavana Fiarahamonina ) ny fiangonana Adventiste Ambalakida Antsohihy androany 28 Desambra 2022 ‚ ka ireo zokiolona mipetraka manodidina ny fiangonana no nosafidina sy nomena fanomezana tamin’ity indray mitoraka ity . Ankoatran’ny fanomezana vary sy menaka ary kojakoja maro dia nisy ny teny fampaherezana ho azy ireo.

Hitohy hatrany ny AFAFI izay tafiditra anatiny asa fanompoana an’Andriamanitra ary fitsinjovana manokana ireo mpiarabelona ao anatin’ny Fiarahamonina . Faly ary nitondra teny fankasitrahana ireo zokiolona nisitraka fanomezana.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment