RN32 : BETSAKA NY MPANDEHA NARATRA VOKATRY NY LOZAM-PIARAKODIA TAO MAHEMBAHEMBA
Avy any Mandritsara nikasa andeha any Mahajanga ity fiara Sprinter fitateram-bahoaka ity no tra-doza tampoka tao Mahembahemba ‚ lalam-pirenena faha-32 ‚ mampitohy Antsohihy – Mandritsara.
Betsaka tamin’ireo mpandeha no naratra fa tsy misy kosa ny aina nafoy . Tsy mbola fantatra mazava ny antony loza hatreto koa mirary fahasalamana hoan’ireo maratra.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.