a
FandraisanaVaovaom-paritraLOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA TAO AMIN’NY LALAM-PIRENENA FAHA-12 : MOMPERA SY MASERA ARY DOKOTERA MPIVADY ROA NAMOY NY AINY

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA TAO AMIN’NY LALAM-PIRENENA FAHA-12 : MOMPERA SY MASERA ARY DOKOTERA MPIVADY ROA NAMOY NY AINY

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA TAO AMIN’NY LALAM-PIRENENA FAHA-12 : MOMPERA SY MASERA ARY DOKOTERA MPIVADY ROA NAMOY NY AINY

 Teo amin’ny 10 km tsy hidirana an’i Manakara ny tolak’andro ny 27 Desambra 2022 no tra-doza teo amin’ny lalam-pirenena faha-12 ( RN12 ) ny fiarakodia tsy mataho-dalana nitondra Mompera sy Masera ary Dokotera mpitsabo avy namonjy fotoam-pivavahana tany Vohipeno.

Olona 05 namoy ny ainy vokatry ny loza : Mompera iray ( 01 )sy Masera roa ( 02 ) ary Olona roa ( 02 ) mpivady izay samy Dokotera mpitsabo ‚ ankoatran’izy 05 ireo dia mbola nisy olona roa hafa manaraka fitsaboana any amin’ny Hôpitaly Be.
🙏 Mankahery sy mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana manontolo ‚ mirary fahasalamana hoan’ireo mbola manaraka fitsaboana 🙏
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment