ORANGE MADAGASCAR : ANTSOY NY 221*0 RAHA HAMERINA AMIN’NY LAONINY NY FANJIFANA
Manoloana ny fitarainana maro ‚ mahakasika ny fampidirana fahana sy tsy fahitana izany ao anatin’ny kaonty dia nitondra fanazavana ny tompon’andraikitra ao amin’ny Orange Solidarité Madagascar :
– Tsy manjavona akory ny fahana ao anaty kaonty fa mameno avy hatrany ny tolotra anterneto ( forfait internet ) raha toa lany ka misokatra ny “ donné internet ” ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa . Raha hiala amin’izany anefa dia antsoy indray mandeha ihany ny 221*0 fa miverina amin’ny laoniny ny fanjifana na ny tolotra ao amin’ny Orange ‚ araka ny fanazavana.
![✅](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t33/1/16/2705.png)
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.