a
FandraisanaVaovaom-paritraRN4 : AMPOLONY IREO NARATRA NOHON’NY LOZAM-PIFAMOIVOZINA

RN4 : AMPOLONY IREO NARATRA NOHON’NY LOZAM-PIFAMOIVOZINA

RN4 : AMPOLONY IREO NARATRA NOHON’NY LOZAM-PIFAMOIVOZINA

Ny maraina teo no tra-doza tampoka teo amin’ny 20 km tsy hidirana Ankazobe ity fiara Sprinter nitondra mpandeha avy any Port Bergé hoany Antananirivo ity . Ampolony maro ireo naratra ary ny roa amin’ireo no tena voa mafy raha ny vaovao nampitain’ny mpandeha tamin’ity fiara ity.

Nikasa hisongona ilay fiara teo alohany izy saingy tsy afaka ary tra-doza noho ny haratsian-dalana ‚ araka ny fanazavana hatrany.
☀️ Mirary fahasalamana ho azy ireo isika 🙏
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment