a
FandraisanaVaovaom-paritraANTSIRADAVA – BEALANANA : MAZIA MAZIA MAMPITOMBO VOLA BE▪️ TOVOLAHY ROA VOASAMBOTRA‼️

ANTSIRADAVA – BEALANANA : MAZIA MAZIA MAMPITOMBO VOLA BE▪️ TOVOLAHY ROA VOASAMBOTRA‼️

ANTSIRADAVA – BEALANANA : MAZIA MAZIA MAMPITOMBO VOLA BE▪️ TOVOLAHY ROA VOASAMBOTRA‼️

 Ao amin’ny zandary Ambodiadabo ireto olona roa ireto ankehitriny ‚ rehefa nosamboriny andrimasom-pokonolona tao Antanambao ‚ kaominina Antsiradava Distrikan’i Bealanana ny tolakandro teo . Milaza ho mahay mampitombo vola izy ireo raha ny fanazavana.

Miantso olona amin’ny finday izy sady mandresy lahatra ka asainy manatitra vola be any anaty ala mba hampitomboina ‚ ireo olona resy lahatra aveo saingy tsy hita akory izay fitomboiny ‚ ny vola anefa lasany ary betsaka ireo mitaraina ho efa lasibatra noho izany any an-toerana . Mazia mazia ve sa milalao ody ratsy ka manao fandraikirekena ireto tovolahy roa ireto ? Fanontaniana apetraky ny mpanara-baovao . Andrasana ny tohiny fanadihadiana ataon’ireo manampahefana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment