GRAND MAรTRE TIANJAMA : NAHAZO MARIBONINAHITRA ๐๏ธ
Andrarezinโny mozika ato aminโny faritra Sofia izy ary nampihaiky olona maro ny talentany โ betsaka ireo mpanakanto efa nivoaka sy nalaza noho ny fiarahamiasa taminy ka rariny raha omena sy atolotra azy ny mariboninahitra ambony ยซ COMMANDEUR DE Lโ ORDRE DES ARTS โ DES LETTRES ET DE LA CULTURE ยป ny GRAND MAรTRE TIANJAMA โ hoy ny talem-paritry ny serasera sy ny kolontsainy Sofia โ Rasolofoson Emile raha nanolotra izany ho azy omaly.
Dibo-kafaliana tanteraka izy raha nandray izany ka nankasitraka ny fitondram-panjakana โ izay nahatsiaro azy manokana ary nanome voninahitra azy . Mikasa hamarana ny taona 2022 aminโny alalany fitetezam-paritra any ivelany ny tenany raha tsy misy fihovana ny fandaharam-potoanany.
![๐](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/te0/1/16/1f31f.png)
![๐](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.