a
FandraisanaVaovaom-paritraMAHAJANGA : NOSIMBAINA NY LALANA MBA HANDEVENANA « FIBRES » ARY NAVELA AMIN’IZAO⁉️

MAHAJANGA : NOSIMBAINA NY LALANA MBA HANDEVENANA « FIBRES » ARY NAVELA AMIN’IZAO⁉️

MAHAJANGA : NOSIMBAINA NY LALANA MBA HANDEVENANA « FIBRES » ARY NAVELA AMIN’IZAO⁉️

Manaitra ireo tompon’andraikitra sy tompon’antoko tamin’ny fanahiniana nanimba ny lalana vita tara ( goudron ) ao Amborovy ny mponina mba hamerina azy amin’ny laoniny na hanarina izany hatreo amin’ny lalan-drano ( canal ) . Ny Orinasa TELMA no voatondro nanao izany fanimbana izany ‚ nosimbaina mba afahana nandevenana “fibres optique” ny lalana ary navela amin’izao raha ny tsikaritry ny mponina ifotony.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment