a
FandraisanaVaovaom-paritraRESAKA FANGALARANA SY FANAMPOHANA SOLIKA TRATEHAKA TETO ANTSOHIHY : NAHIDITRA AM-PONJA VONJY MAIKA IRAY TAMIN’IREO MPAMILY NATAO FAMOTORANA

RESAKA FANGALARANA SY FANAMPOHANA SOLIKA TRATEHAKA TETO ANTSOHIHY : NAHIDITRA AM-PONJA VONJY MAIKA IRAY TAMIN’IREO MPAMILY NATAO FAMOTORANA

RESAKA FANGALARANA SY FANAMPOHANA SOLIKA TRATEHAKA TETO ANTSOHIHY : NAHIDITRA AM-PONJA VONJY MAIKA IRAY TAMIN’IREO MPAMILY NATAO FAMOTORANA

Nakarina fampanoavana omaly 19 Oktobra 2022 ireo olona 05 voarohirohy amin’ny fangalarana sy fanampohana solika tratehaka teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia . Nahiditra am-ponja vonjy maika ny iray tamin’ireo mpamily voarohirohy ‚ nomena fahafahana vonjy maika kosa ny mpamily 03 ‚ miaraka amin’ny lehiben’ny tobin-tsolika ao Antanmbezo Antsohihy.

Ny loharanom-baovao marimpototra voaray no nahafantarana fa tsy nifaraka amin’ny fenitra takiany OMH ny solika ( essence ) hita nohentin’ity mpamily iray izay nahiditra am-ponja vonjy maika ity ‚ voamarina araka ny valiny fanadihadiana sy fitsirihana nataon’ny OMH kosa ny maha ara-dalàna ireo sasany.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment