a
FandraisanaToekarenaCNAPS ANTSOHIHY : MIANTSO IREO MPAMPIASA SY TOMPON’ANDRAIKITRY NY ORINASA MBA HANEFA NY ADIDINY

CNAPS ANTSOHIHY : MIANTSO IREO MPAMPIASA SY TOMPON’ANDRAIKITRY NY ORINASA MBA HANEFA NY ADIDINY

CNAPS ANTSOHIHY : MIANTSO IREO MPAMPIASA SY TOMPON’ANDRAIKITRY NY ORINASA MBA HANEFA NY ADIDINY

 Mba afahan’ireo mpiasa misitraka ny zony araka ny voalazan’ny lalàna 2003- 044 ‚ ny 2897/2004 mikasika ny “ code du travail ” eto Madagasikara sy ny didim-panjakana 69- 145 ‚ ny 08/04/1969 dia manaitra ireo mpampiasa mba hanefa ny adidiny amin’ny mpiasany ny CNaPS eto Antsohihy ‚ ny 31 Oktobra 2022 izao amin’ny misasakalina no fetra farany afahana manao izany ‚ amin’ny telo volana fahatelo ‚ raha ny fanazavana nataony André RABENORO ‚ Tompon’andraikitra misahana ny CNaPS ato amin’ny faritra Sofia.

Mety ho tonga hatramin’ny fampiharana ireo paikady ara-pitsarana ny fanaovana tsinontsinona ny mpiasa sy fandavana tsy hanefa izany ary tsy tokony ho antony ( motifs ) androahana ny mpiasa ny fitakiana izany ‚ hoy hatrany ny fanazavana .

Ankoatrizay dia tombontsoa maro no sitrahiny mpiasa ary voahantoka tanteraka izy amin’ny fiainany raha mikambana amin’ny CNaPS.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment